# rehefa nitsangana avy nivavaka Izy ''Rehefa nitsangana avy nivavaka Jesosy'' na '''rehefa avy nivavaka, dia nitsangana Jesosy ary'' # nahita azy ireo natory nohon'ny alahelon'izy ireo ''nahita azy ireo natory nohon'ny harerahana tamin'ny alahelon'izy ireo'' # Nahoana no matory ianareo? Ireo dika azo heverina: 1) ''gaga Aho hoe matory ianareo izao'' na 2) ''tsy tokony hatory ianareo izao'' # mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy ''mba tsy halaim-panahy ianareo'' na ''mba tsy hisy na inona na inona haka fanahy anareo ary hampanota anareo''