plt_tn/luk/22/45.md

16 lines
556 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rehefa nitsangana avy nivavaka Izy
''Rehefa nitsangana avy nivavaka Jesosy'' na '''rehefa avy nivavaka, dia nitsangana Jesosy ary''
# nahita azy ireo natory nohon'ny alahelon'izy ireo
''nahita azy ireo natory nohon'ny harerahana tamin'ny alahelon'izy ireo''
# Nahoana no matory ianareo?
Ireo dika azo heverina: 1) ''gaga Aho hoe matory ianareo izao'' na 2) ''tsy tokony hatory ianareo izao''
# mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy
''mba tsy halaim-panahy ianareo'' na ''mba tsy hisy na inona na inona haka fanahy anareo ary hampanota anareo''