plt_tn/luk/22/05.md

412 B

izy ireo

''ireo lohan'ny mpisorona sy kapiteny''

hanome vola azy

''hanome vola an'i Jodasy''

nitady kendry tohana mba hanolorana Azy eo amin'izy ireo lavitry ny vahoaka

Ity dia hetsika mandeha izay mitohy aorian'ny fiafaran'ity fizarana ao amin'ny tantara ity.

mba hanolorana Azy

''mba hanampiana azy ireo hisambotra an'i Jesosy''

lavitry ny vahoaka

''rehefa tsy nisy vahoaka nanodidina Azy''