# izy ireo ''ireo lohan'ny mpisorona sy kapiteny'' # hanome vola azy ''hanome vola an'i Jodasy'' # nitady kendry tohana mba hanolorana Azy eo amin'izy ireo lavitry ny vahoaka Ity dia hetsika mandeha izay mitohy aorian'ny fiafaran'ity fizarana ao amin'ny tantara ity. # mba hanolorana Azy ''mba hanampiana azy ireo hisambotra an'i Jesosy'' # lavitry ny vahoaka ''rehefa tsy nisy vahoaka nanodidina Azy''