plt_tn/luk/22/05.md

20 lines
412 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izy ireo
''ireo lohan'ny mpisorona sy kapiteny''
# hanome vola azy
''hanome vola an'i Jodasy''
# nitady kendry tohana mba hanolorana Azy eo amin'izy ireo lavitry ny vahoaka
Ity dia hetsika mandeha izay mitohy aorian'ny fiafaran'ity fizarana ao amin'ny tantara ity.
# mba hanolorana Azy
''mba hanampiana azy ireo hisambotra an'i Jesosy''
# lavitry ny vahoaka
''rehefa tsy nisy vahoaka nanodidina Azy''