plt_tn/luk/20/45.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy izao mandefa ny fifantohany amin'ireo mpianany ary tena miresaka amin'izy ireo.

Mitandrema

''Miambena amin'ireo''

izay maniry handeha miaraka amin'ny akanjo lava

Ny akanjo lava dia mampiseho fa manan-danja izy ireo. DH: ''izay tia mandeha miaraka amin'ny akanjo lava manan-danjan'izy ireo''

Izy ireo koa dia mandany ny tranon'ireo mpitondra-tena

Ireo mpanora-dalàna dia noresahina toy ny hoe biby noana izay mihinana ny zavatra rehetra nananan'ilay mpitondra-tena izy ireo. DH: ''Noesorin'izy ireo tamin'ny mpitondra-tena koa ny fananan'izy ireo rehetra''

tranon'ireo mpitondra-tena

Ity fomba fiteny ity dia maneho ny fananana rehetran'ilay mpitondra-tena. DH: ''ny fananan'izy ireo rehetra''

manao vavaka lavareny ho fisehosehoana

'''mody miseho ho marina izy ireo ary manao vavaka lavareny'' na ''manao vavaka lava be izy ireo mba ho hitan'ny olona''

ho fisehosehoana

Ity dia midika fa ireo mpanora-dalàna dia manao zavatra mba hampisy lanja sy hampamarina ny tenan'izy ireo noho ny tena maha izy azy ireo.

Ny lehilahy tahaka izany dia hahazo fanamelohana lehibe kokoa

''Hahazo fitsarana mafy kokoa noho ireo mpanota izy ireo.'' DH: ''Andriamanitra dia hanasazy azy ireo mafy kokoa noho ireo hafa''