plt_tn/luk/20/45.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy izao mandefa ny fifantohany amin'ireo mpianany ary tena miresaka amin'izy ireo.
# Mitandrema
''Miambena amin'ireo''
# izay maniry handeha miaraka amin'ny akanjo lava
Ny akanjo lava dia mampiseho fa manan-danja izy ireo. DH: ''izay tia mandeha miaraka amin'ny akanjo lava manan-danjan'izy ireo''
# Izy ireo koa dia mandany ny tranon'ireo mpitondra-tena
Ireo mpanora-dalàna dia noresahina toy ny hoe biby noana izay mihinana ny zavatra rehetra nananan'ilay mpitondra-tena izy ireo. DH: ''Noesorin'izy ireo tamin'ny mpitondra-tena koa ny fananan'izy ireo rehetra''
# tranon'ireo mpitondra-tena
Ity fomba fiteny ity dia maneho ny fananana rehetran'ilay mpitondra-tena. DH: ''ny fananan'izy ireo rehetra''
# manao vavaka lavareny ho fisehosehoana
'''mody miseho ho marina izy ireo ary manao vavaka lavareny'' na ''manao vavaka lava be izy ireo mba ho hitan'ny olona''
# ho fisehosehoana
Ity dia midika fa ireo mpanora-dalàna dia manao zavatra mba hampisy lanja sy hampamarina ny tenan'izy ireo noho ny tena maha izy azy ireo.
# Ny lehilahy tahaka izany dia hahazo fanamelohana lehibe kokoa
''Hahazo fitsarana mafy kokoa noho ireo mpanota izy ireo.'' DH: ''Andriamanitra dia hanasazy azy ireo mafy kokoa noho ireo hafa''