# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy izao mandefa ny fifantohany amin'ireo mpianany ary tena miresaka amin'izy ireo. # Mitandrema ''Miambena amin'ireo'' # izay maniry handeha miaraka amin'ny akanjo lava Ny akanjo lava dia mampiseho fa manan-danja izy ireo. DH: ''izay tia mandeha miaraka amin'ny akanjo lava manan-danjan'izy ireo'' # Izy ireo koa dia mandany ny tranon'ireo mpitondra-tena Ireo mpanora-dalàna dia noresahina toy ny hoe biby noana izay mihinana ny zavatra rehetra nananan'ilay mpitondra-tena izy ireo. DH: ''Noesorin'izy ireo tamin'ny mpitondra-tena koa ny fananan'izy ireo rehetra'' # tranon'ireo mpitondra-tena Ity fomba fiteny ity dia maneho ny fananana rehetran'ilay mpitondra-tena. DH: ''ny fananan'izy ireo rehetra'' # manao vavaka lavareny ho fisehosehoana '''mody miseho ho marina izy ireo ary manao vavaka lavareny'' na ''manao vavaka lava be izy ireo mba ho hitan'ny olona'' # ho fisehosehoana Ity dia midika fa ireo mpanora-dalàna dia manao zavatra mba hampisy lanja sy hampamarina ny tenan'izy ireo noho ny tena maha izy azy ireo. # Ny lehilahy tahaka izany dia hahazo fanamelohana lehibe kokoa ''Hahazo fitsarana mafy kokoa noho ireo mpanota izy ireo.'' DH: ''Andriamanitra dia hanasazy azy ireo mafy kokoa noho ireo hafa''