plt_tn/luk/20/23.md

12 lines
352 B
Markdown

# Fa Jesosy nahatakatra ny hafetsen'izy ireo
''Fa Jesosy nahita fa niezaka hamandrika Azy izy ireo.'' Ny ''izy ireo'' dia maneho ireo mpitsikilo.
# denaria
Ity dia vola madinika volafotsin'ny Romana izay mendrika karama ray andro.
# An'iza io sary sy anarana eo aminy io?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hamaliana ireo izay niezaka hamitaka Azy.