# Fa Jesosy nahatakatra ny hafetsen'izy ireo ''Fa Jesosy nahita fa niezaka hamandrika Azy izy ireo.'' Ny ''izy ireo'' dia maneho ireo mpitsikilo. # denaria Ity dia vola madinika volafotsin'ny Romana izay mendrika karama ray andro. # An'iza io sary sy anarana eo aminy io? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hamaliana ireo izay niezaka hamitaka Azy.