plt_tn/luk/20/23.md

352 B

Fa Jesosy nahatakatra ny hafetsen'izy ireo

''Fa Jesosy nahita fa niezaka hamandrika Azy izy ireo.'' Ny ''izy ireo'' dia maneho ireo mpitsikilo.

denaria

Ity dia vola madinika volafotsin'ny Romana izay mendrika karama ray andro.

An'iza io sary sy anarana eo aminy io?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hamaliana ireo izay niezaka hamitaka Azy.