plt_tn/luk/20/07.md

752 B

namaly izy ireo

'''noho izany dia namaly ireo lohan'ny mpisorona, mpisoronabe sy loholona.'' Ny teny hoe ''noho izany'' dia manamarika hetsika iray izay nitranga nohon'ny fitrangan'ny zavatra iray hafa voalohany.

Noho izany dia namaly izy ireo fa tsy fantatr'izy ireo izay niaviany

DH: ''hoy izy ireo hoe: 'tsy fantatray izay niaviany'''

izay niaviany

''izay niavian'i Jaona mpanao batisa.'' DH: ''izay niavian'ny fahefan'i Jaona mpanao batisa'' na ''iza no nanome alalana an'i Jaona hanao batisa olona''

Izaho koa tsy hilaza aminareo

''ary tsy hilaza aminareo Aho.'' Jesosy nahafantatra fa tsy vonona hanome Azy ilay valin-teny izy ireo, ka dia namaly tahaka izany koa Izy. DH: ''tahaka ny tsy hilazanareo Ahy, no tsy hilazako anareo''