# namaly izy ireo '''noho izany dia namaly ireo lohan'ny mpisorona, mpisoronabe sy loholona.'' Ny teny hoe ''noho izany'' dia manamarika hetsika iray izay nitranga nohon'ny fitrangan'ny zavatra iray hafa voalohany. # Noho izany dia namaly izy ireo fa tsy fantatr'izy ireo izay niaviany DH: ''hoy izy ireo hoe: 'tsy fantatray izay niaviany''' # izay niaviany ''izay niavian'i Jaona mpanao batisa.'' DH: ''izay niavian'ny fahefan'i Jaona mpanao batisa'' na ''iza no nanome alalana an'i Jaona hanao batisa olona'' # Izaho koa tsy hilaza aminareo ''ary tsy hilaza aminareo Aho.'' Jesosy nahafantatra fa tsy vonona hanome Azy ilay valin-teny izy ireo, ka dia namaly tahaka izany koa Izy. DH: ''tahaka ny tsy hilazanareo Ahy, no tsy hilazako anareo''