plt_tn/luk/20/07.md

16 lines
752 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# namaly izy ireo
'''noho izany dia namaly ireo lohan'ny mpisorona, mpisoronabe sy loholona.'' Ny teny hoe ''noho izany'' dia manamarika hetsika iray izay nitranga nohon'ny fitrangan'ny zavatra iray hafa voalohany.
# Noho izany dia namaly izy ireo fa tsy fantatr'izy ireo izay niaviany
DH: ''hoy izy ireo hoe: 'tsy fantatray izay niaviany'''
# izay niaviany
''izay niavian'i Jaona mpanao batisa.'' DH: ''izay niavian'ny fahefan'i Jaona mpanao batisa'' na ''iza no nanome alalana an'i Jaona hanao batisa olona''
# Izaho koa tsy hilaza aminareo
''ary tsy hilaza aminareo Aho.'' Jesosy nahafantatra fa tsy vonona hanome Azy ilay valin-teny izy ireo, ka dia namaly tahaka izany koa Izy. DH: ''tahaka ny tsy hilazanareo Ahy, no tsy hilazako anareo''