plt_tn/luk/20/05.md

517 B

Niady hevitra izy ireo

''Nifampiresaka''

Raha hamaly isika hoe: 'Avy any an-danitra'

DH: ''raha lazaintsika hoe avy any an-danitra ny fahefan'i Jaona''

hiteny Izy hoe

'''hiteny Jesosy hoe''

Raha miteny isika hoe: 'avy amin'ny olombelona'

DH: ''Raha miteny isika hoe avy amin'ny olombelona ny fahefan'i Jaona''

hitora-bato antsika

''hamono antsika amin'ny fitoraham-bato.'' Ny lalàn'Andriamanitra dia nibaiko antsika fa ny olony dia mitora-bato ireo olony izay maniratsira Azy na ireo mpaminaniny.