# Niady hevitra izy ireo ''Nifampiresaka'' # Raha hamaly isika hoe: 'Avy any an-danitra' DH: ''raha lazaintsika hoe avy any an-danitra ny fahefan'i Jaona'' # hiteny Izy hoe '''hiteny Jesosy hoe'' # Raha miteny isika hoe: 'avy amin'ny olombelona' DH: ''Raha miteny isika hoe avy amin'ny olombelona ny fahefan'i Jaona'' # hitora-bato antsika ''hamono antsika amin'ny fitoraham-bato.'' Ny lalàn'Andriamanitra dia nibaiko antsika fa ny olony dia mitora-bato ireo olony izay maniratsira Azy na ireo mpaminaniny.