plt_tn/luk/20/05.md

20 lines
517 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niady hevitra izy ireo
''Nifampiresaka''
# Raha hamaly isika hoe: 'Avy any an-danitra'
DH: ''raha lazaintsika hoe avy any an-danitra ny fahefan'i Jaona''
# hiteny Izy hoe
'''hiteny Jesosy hoe''
# Raha miteny isika hoe: 'avy amin'ny olombelona'
DH: ''Raha miteny isika hoe avy amin'ny olombelona ny fahefan'i Jaona''
# hitora-bato antsika
''hamono antsika amin'ny fitoraham-bato.'' Ny lalàn'Andriamanitra dia nibaiko antsika fa ny olony dia mitora-bato ireo olony izay maniratsira Azy na ireo mpaminaniny.