plt_tn/luk/19/20.md

439 B

Tonga ny iray hafa

''tonga ny mpanompo iray hafa''

notehiriziko tsara tao anaty lamba

''nofonosiko lamba ary notehiriziko''

lehilahy masiaka

''lehilahy izay manantena be amin'ireo mpanompony''

Ka maka izay tsy napetrakao

DH: ''Maka izay tsy napetrakao ianao'' na ''maka izay tsy anao ianao''

mijinja izay tsy nafafinao

Ilay mpanompo mampitaha ny tompony amin'ny mpamboly izay maka ny sakafo izay nambolen'ny olona hafa.