# Tonga ny iray hafa ''tonga ny mpanompo iray hafa'' # notehiriziko tsara tao anaty lamba ''nofonosiko lamba ary notehiriziko'' # lehilahy masiaka ''lehilahy izay manantena be amin'ireo mpanompony'' # Ka maka izay tsy napetrakao DH: ''Maka izay tsy napetrakao ianao'' na ''maka izay tsy anao ianao'' # mijinja izay tsy nafafinao Ilay mpanompo mampitaha ny tompony amin'ny mpamboly izay maka ny sakafo izay nambolen'ny olona hafa.