plt_tn/luk/19/20.md

20 lines
439 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tonga ny iray hafa
''tonga ny mpanompo iray hafa''
# notehiriziko tsara tao anaty lamba
''nofonosiko lamba ary notehiriziko''
# lehilahy masiaka
''lehilahy izay manantena be amin'ireo mpanompony''
# Ka maka izay tsy napetrakao
DH: ''Maka izay tsy napetrakao ianao'' na ''maka izay tsy anao ianao''
# mijinja izay tsy nafafinao
Ilay mpanompo mampitaha ny tompony amin'ny mpamboly izay maka ny sakafo izay nambolen'ny olona hafa.