plt_tn/luk/19/08.md

843 B

ny Tompo

Ity dia maneho an'i Jesosy.

honerako avo efatra heny

''hamerina amin'izy ireo avo efatra heny amin'izay nalaiko tamin'izy ireo''

androany ny famonjena no tonga ato amin'ity tokantrano ity

Efa azo fa ny famonjena dia avy amin' Andriamanitra. DH: ''Andriamanitra namonjy ity tokantrano ity''

ity tokantrano ity

Ny teny hoe ''tokantrano'' dia maneho ny olona mipetraka ao amin'ilay trano na ny fianakaviana.

izy koa

''ity lehilahy ity koa'''na ''Zakaiosy koa''

zanak'i Abrahama

Ireo dika azo heverina: 1) ''taranak'i Abrahama'' sy 2) ''olona izay manana finoana tahaka an'i Abrahama''

ny Zanak'Olona

Jesosy miresaka momban'ny tenany. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''

ireo olona izay very

'''ny olona izay nirenireny lavitra an' Andriamanitra'' na ''ireo izay tamin'ny fahotana dia nanalavitra an'Andriamanitra''