plt_tn/luk/19/08.md

32 lines
843 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny Tompo
Ity dia maneho an'i Jesosy.
# honerako avo efatra heny
''hamerina amin'izy ireo avo efatra heny amin'izay nalaiko tamin'izy ireo''
# androany ny famonjena no tonga ato amin'ity tokantrano ity
Efa azo fa ny famonjena dia avy amin' Andriamanitra. DH: ''Andriamanitra namonjy ity tokantrano ity''
# ity tokantrano ity
Ny teny hoe ''tokantrano'' dia maneho ny olona mipetraka ao amin'ilay trano na ny fianakaviana.
# izy koa
''ity lehilahy ity koa'''na ''Zakaiosy koa''
# zanak'i Abrahama
Ireo dika azo heverina: 1) ''taranak'i Abrahama'' sy 2) ''olona izay manana finoana tahaka an'i Abrahama''
# ny Zanak'Olona
Jesosy miresaka momban'ny tenany. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''
# ireo olona izay very
'''ny olona izay nirenireny lavitra an' Andriamanitra'' na ''ireo izay tamin'ny fahotana dia nanalavitra an'Andriamanitra''