# ny Tompo Ity dia maneho an'i Jesosy. # honerako avo efatra heny ''hamerina amin'izy ireo avo efatra heny amin'izay nalaiko tamin'izy ireo'' # androany ny famonjena no tonga ato amin'ity tokantrano ity Efa azo fa ny famonjena dia avy amin' Andriamanitra. DH: ''Andriamanitra namonjy ity tokantrano ity'' # ity tokantrano ity Ny teny hoe ''tokantrano'' dia maneho ny olona mipetraka ao amin'ilay trano na ny fianakaviana. # izy koa ''ity lehilahy ity koa'''na ''Zakaiosy koa'' # zanak'i Abrahama Ireo dika azo heverina: 1) ''taranak'i Abrahama'' sy 2) ''olona izay manana finoana tahaka an'i Abrahama'' # ny Zanak'Olona Jesosy miresaka momban'ny tenany. DH: ''Izaho, Zanak'Olona'' # ireo olona izay very '''ny olona izay nirenireny lavitra an' Andriamanitra'' na ''ireo izay tamin'ny fahotana dia nanalavitra an'Andriamanitra''