plt_tn/luk/18/28.md

832 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no faran'ny resaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra.

Indro, izahay

Ity dia maneho ireo mpianatra fotsiny, ary mampifanohitra azy ireo amin'ilay lehilahy mpanan-karena.

nandao ny zavatra rehetra

''namela ny zavatra rehetra''

ny zavatra rehetra izay anay

''ny harenanay rehetra'' na ''ny fanananay rehetra''

Lazaiko marina aminareo

Jesosy nampiasa ity fomba fiteny ity mba hanamafisana ny maha-zava-dehibe izay ho lazainy.

tsy misy olona

Ity fomba fiteny ity dia natao hampidirana ireo mpianatra, fa mampiditra ny rehetra izay nanao sorona mitovy koa.

tsy misy olona izay nahafoy ... izay tsy hahazo

DH: "'Izay rehetra nahafoy ... dia hahazo''

ary amin'ny andro ho avy, dia fiainana mandrakizay

''ary koa fiainana mandrakizay amin'ny andro ho avy''