plt_tn/luk/18/28.md

32 lines
832 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no faran'ny resaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra.
# Indro, izahay
Ity dia maneho ireo mpianatra fotsiny, ary mampifanohitra azy ireo amin'ilay lehilahy mpanan-karena.
# nandao ny zavatra rehetra
''namela ny zavatra rehetra''
# ny zavatra rehetra izay anay
''ny harenanay rehetra'' na ''ny fanananay rehetra''
# Lazaiko marina aminareo
Jesosy nampiasa ity fomba fiteny ity mba hanamafisana ny maha-zava-dehibe izay ho lazainy.
# tsy misy olona
Ity fomba fiteny ity dia natao hampidirana ireo mpianatra, fa mampiditra ny rehetra izay nanao sorona mitovy koa.
# tsy misy olona izay nahafoy ... izay tsy hahazo
DH: "'Izay rehetra nahafoy ... dia hahazo''
# ary amin'ny andro ho avy, dia fiainana mandrakizay
''ary koa fiainana mandrakizay amin'ny andro ho avy''