# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no faran'ny resaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra. # Indro, izahay Ity dia maneho ireo mpianatra fotsiny, ary mampifanohitra azy ireo amin'ilay lehilahy mpanan-karena. # nandao ny zavatra rehetra ''namela ny zavatra rehetra'' # ny zavatra rehetra izay anay ''ny harenanay rehetra'' na ''ny fanananay rehetra'' # Lazaiko marina aminareo Jesosy nampiasa ity fomba fiteny ity mba hanamafisana ny maha-zava-dehibe izay ho lazainy. # tsy misy olona Ity fomba fiteny ity dia natao hampidirana ireo mpianatra, fa mampiditra ny rehetra izay nanao sorona mitovy koa. # tsy misy olona izay nahafoy ... izay tsy hahazo DH: "'Izay rehetra nahafoy ... dia hahazo'' # ary amin'ny andro ho avy, dia fiainana mandrakizay ''ary koa fiainana mandrakizay amin'ny andro ho avy''