plt_tn/luk/17/01.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy mahony mampianatra, fa ireo mpianany no hifantohan'ny sainy. Mbola ao anatin'ny fizarana mitovy ao amin'ny tantara ihany ity ary andro mitovy izay nanomboka tao amin'ny 15:3.

Azo antoka fa hisy zavatra afaka hanosika antsika hanota

''Azo antoka fa hitranga ireo zavatra izay maka fanahy ny olona hanota''

ny olona izay hiavian'izany

'''na iza na iza mahatonga ny fankam-panahy hisy'' na ''ny olona rehetra izay mahatonga ny olona ho halaim-panahy"

raha asiana vato be eo amin'ny vozony ka atsipy

DH: ''raha hanisy vato be eo amin'ny vozony izy ireo ary hanipy azy'' na ''raha misy olona manisy vato mavesatra eo amin'ny vozony ka manosika azy''

ho azy ... eo amin'ny vozony ... toy izay

Ireo teny ireo dia maneho ny vehivavy sy lehilahy.

vato be

Ity dia lehibe, vato boribory mavesatra ampiasaina hitotoana voam-bary ho lafarinina. DH: ''vato mavesatra''

ireo madinika ireo

Ity dia maneho ireo olona izay mbola malemy finoana. DH: ''ireo olona izay kely finoana''

hahatafintohina

Ity dia fomba hanehoana ny fahotana tsy nahy.