# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy mahony mampianatra, fa ireo mpianany no hifantohan'ny sainy. Mbola ao anatin'ny fizarana mitovy ao amin'ny tantara ihany ity ary andro mitovy izay nanomboka tao amin'ny 15:3. # Azo antoka fa hisy zavatra afaka hanosika antsika hanota ''Azo antoka fa hitranga ireo zavatra izay maka fanahy ny olona hanota'' # ny olona izay hiavian'izany '''na iza na iza mahatonga ny fankam-panahy hisy'' na ''ny olona rehetra izay mahatonga ny olona ho halaim-panahy" # raha asiana vato be eo amin'ny vozony ka atsipy DH: ''raha hanisy vato be eo amin'ny vozony izy ireo ary hanipy azy'' na ''raha misy olona manisy vato mavesatra eo amin'ny vozony ka manosika azy'' # ho azy ... eo amin'ny vozony ... toy izay Ireo teny ireo dia maneho ny vehivavy sy lehilahy. # vato be Ity dia lehibe, vato boribory mavesatra ampiasaina hitotoana voam-bary ho lafarinina. DH: ''vato mavesatra'' # ireo madinika ireo Ity dia maneho ireo olona izay mbola malemy finoana. DH: ''ireo olona izay kely finoana'' # hahatafintohina Ity dia fomba hanehoana ny fahotana tsy nahy.