plt_tn/luk/17/01.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy mahony mampianatra, fa ireo mpianany no hifantohan'ny sainy. Mbola ao anatin'ny fizarana mitovy ao amin'ny tantara ihany ity ary andro mitovy izay nanomboka tao amin'ny 15:3.
# Azo antoka fa hisy zavatra afaka hanosika antsika hanota
''Azo antoka fa hitranga ireo zavatra izay maka fanahy ny olona hanota''
# ny olona izay hiavian'izany
'''na iza na iza mahatonga ny fankam-panahy hisy'' na ''ny olona rehetra izay mahatonga ny olona ho halaim-panahy"
# raha asiana vato be eo amin'ny vozony ka atsipy
DH: ''raha hanisy vato be eo amin'ny vozony izy ireo ary hanipy azy'' na ''raha misy olona manisy vato mavesatra eo amin'ny vozony ka manosika azy''
# ho azy ... eo amin'ny vozony ... toy izay
Ireo teny ireo dia maneho ny vehivavy sy lehilahy.
# vato be
Ity dia lehibe, vato boribory mavesatra ampiasaina hitotoana voam-bary ho lafarinina. DH: ''vato mavesatra''
# ireo madinika ireo
Ity dia maneho ireo olona izay mbola malemy finoana. DH: ''ireo olona izay kely finoana''
# hahatafintohina
Ity dia fomba hanehoana ny fahotana tsy nahy.