plt_tn/luk/16/10.md

782 B

Izay mahatoky

"Ny olona izay mahatoky." Mety ao anatin'izany koa ny vehivavy.

mahatoky amin'ny kely indrindra

"mahatoky na dia amin'ny zavatra kely indrindra aza."

tsy marina amin'ny kely indrindra

"tsy marina na dia amin'ny zavatra kely indrindra aza."

vola tsy marina

"vola azo tamin'ny tsy marina"

iza no hatoy anareo amin'ny harena marina?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. DH: "tsy hisy hatoky anareo amin'ny harena marina" na ''tsy hisy hanome harena marina anareo ho tantanina"

harena marina

Ity dia maneho ny harena izay tena marina, tena izy, na maharitra noho ny vola tsy marina.

iza no hanome vola ho anareo manokana?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. DH: "tsy hisy hanome harena ho anareo manokana"