# Izay mahatoky "Ny olona izay mahatoky." Mety ao anatin'izany koa ny vehivavy. # mahatoky amin'ny kely indrindra "mahatoky na dia amin'ny zavatra kely indrindra aza." # tsy marina amin'ny kely indrindra "tsy marina na dia amin'ny zavatra kely indrindra aza." # vola tsy marina "vola azo tamin'ny tsy marina" # iza no hatoy anareo amin'ny harena marina? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. DH: "tsy hisy hatoky anareo amin'ny harena marina" na ''tsy hisy hanome harena marina anareo ho tantanina" # harena marina Ity dia maneho ny harena izay tena marina, tena izy, na maharitra noho ny vola tsy marina. # iza no hanome vola ho anareo manokana? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. DH: "tsy hisy hanome harena ho anareo manokana"