plt_tn/luk/16/10.md

28 lines
782 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izay mahatoky
"Ny olona izay mahatoky." Mety ao anatin'izany koa ny vehivavy.
# mahatoky amin'ny kely indrindra
"mahatoky na dia amin'ny zavatra kely indrindra aza."
# tsy marina amin'ny kely indrindra
"tsy marina na dia amin'ny zavatra kely indrindra aza."
# vola tsy marina
"vola azo tamin'ny tsy marina"
# iza no hatoy anareo amin'ny harena marina?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. DH: "tsy hisy hatoky anareo amin'ny harena marina" na ''tsy hisy hanome harena marina anareo ho tantanina"
# harena marina
Ity dia maneho ny harena izay tena marina, tena izy, na maharitra noho ny vola tsy marina.
# iza no hanome vola ho anareo manokana?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. DH: "tsy hisy hanome harena ho anareo manokana"