plt_tn/luk/15/03.md

20 lines
696 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manomboka milaza fanoharana maro. Ny fanoharana voalohany dia momban'ny lehilahy iray sy ny ondriny.
# tamin'izy ireo
Eto ny "izy ireo" dia maneho ireo mpitarika fivavahana.
# Iza aminareo ... no tsy handao ... mandra-pahitany azy?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampatsiahivana ny olona fa raha misy amin'izy ireo nahavery ny ondriny, dia azo antoka fa handeha hitady izany izy ireo. DH: "Ny tsirairay aminareo ... dia azo antoka fa handao ... mandra-pahitany izany."
# zato ... sivy amby sivy folo
"100 .... 99"
# apetrany eo an-tsorony
Izany ny fomba fitondran'ny mpiandry ondry ny ondry. DH: "apetrany eo an-tsorony mba ho entina mody"