plt_tn/luk/15/03.md

696 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manomboka milaza fanoharana maro. Ny fanoharana voalohany dia momban'ny lehilahy iray sy ny ondriny.

tamin'izy ireo

Eto ny "izy ireo" dia maneho ireo mpitarika fivavahana.

Iza aminareo ... no tsy handao ... mandra-pahitany azy?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampatsiahivana ny olona fa raha misy amin'izy ireo nahavery ny ondriny, dia azo antoka fa handeha hitady izany izy ireo. DH: "Ny tsirairay aminareo ... dia azo antoka fa handao ... mandra-pahitany izany."

zato ... sivy amby sivy folo

"100 .... 99"

apetrany eo an-tsorony

Izany ny fomba fitondran'ny mpiandry ondry ny ondry. DH: "apetrany eo an-tsorony mba ho entina mody"