# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manomboka milaza fanoharana maro. Ny fanoharana voalohany dia momban'ny lehilahy iray sy ny ondriny. # tamin'izy ireo Eto ny "izy ireo" dia maneho ireo mpitarika fivavahana. # Iza aminareo ... no tsy handao ... mandra-pahitany azy? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampatsiahivana ny olona fa raha misy amin'izy ireo nahavery ny ondriny, dia azo antoka fa handeha hitady izany izy ireo. DH: "Ny tsirairay aminareo ... dia azo antoka fa handao ... mandra-pahitany izany." # zato ... sivy amby sivy folo "100 .... 99" # apetrany eo an-tsorony Izany ny fomba fitondran'ny mpiandry ondry ny ondry. DH: "apetrany eo an-tsorony mba ho entina mody"