plt_tn/luk/14/10.md

919 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ny olona ao amin'ny tranon'ilay Fariseo.

Rehefa asaina ianareo

DH: "Rehefa asain'ny olona hisakafo ianareo"

ny toerana ambany indrindra

"ny toerana ho an'ny olona tsy manan-danja indrindra"

miakara amin'ny ambonimbony

"mifindrà amin'ny toerana ho an'ny olona manan-danja"

homem-boninahitra ianareo

DH: "Avy eo dia hanome voninahitra anareo ilay nanasa anareo" na "Avy eo hanome voninahitra anareo ireo izay nipetraka teo amin'ilay latabatra"

ireo izay manandra-tena

"ireo izay miezaka miseho ho lehibe"

dia hahetry

"ho aseho ho tsy manan-danja" na "homena toerana tsy manan-danja." DH: "Andriamanitra sia hanetry"

izay manetri-tena

"izay misafidy ho hita tsy manan-danja" na "izay mandray toerana tsy manan-danja"

dia hasandratra

"Ho aseho ho manan-danja" na "homena toerana manan-danja." DH: "Ho asandratr'Andriamanitra"