plt_tn/luk/14/10.md

36 lines
919 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ny olona ao amin'ny tranon'ilay Fariseo.
# Rehefa asaina ianareo
DH: "Rehefa asain'ny olona hisakafo ianareo"
# ny toerana ambany indrindra
"ny toerana ho an'ny olona tsy manan-danja indrindra"
# miakara amin'ny ambonimbony
"mifindrà amin'ny toerana ho an'ny olona manan-danja"
# homem-boninahitra ianareo
DH: "Avy eo dia hanome voninahitra anareo ilay nanasa anareo" na "Avy eo hanome voninahitra anareo ireo izay nipetraka teo amin'ilay latabatra"
# ireo izay manandra-tena
"ireo izay miezaka miseho ho lehibe"
# dia hahetry
"ho aseho ho tsy manan-danja" na "homena toerana tsy manan-danja." DH: "Andriamanitra sia hanetry"
# izay manetri-tena
"izay misafidy ho hita tsy manan-danja" na "izay mandray toerana tsy manan-danja"
# dia hasandratra
"Ho aseho ho manan-danja" na "homena toerana manan-danja." DH: "Ho asandratr'Andriamanitra"