# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy miresaka amin'ny olona ao amin'ny tranon'ilay Fariseo. # Rehefa asaina ianareo DH: "Rehefa asain'ny olona hisakafo ianareo" # ny toerana ambany indrindra "ny toerana ho an'ny olona tsy manan-danja indrindra" # miakara amin'ny ambonimbony "mifindrà amin'ny toerana ho an'ny olona manan-danja" # homem-boninahitra ianareo DH: "Avy eo dia hanome voninahitra anareo ilay nanasa anareo" na "Avy eo hanome voninahitra anareo ireo izay nipetraka teo amin'ilay latabatra" # ireo izay manandra-tena "ireo izay miezaka miseho ho lehibe" # dia hahetry "ho aseho ho tsy manan-danja" na "homena toerana tsy manan-danja." DH: "Andriamanitra sia hanetry" # izay manetri-tena "izay misafidy ho hita tsy manan-danja" na "izay mandray toerana tsy manan-danja" # dia hasandratra "Ho aseho ho manan-danja" na "homena toerana manan-danja." DH: "Ho asandratr'Andriamanitra"