plt_tn/luk/11/45.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manomboka mamaly mpampianatra Jiosy iray.
# iray tamin'ireo mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy
Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
# izany lazainao izany dia maniratsira anay koa
Ny fanehoan-kevitr'i jesosy momban'ireo Farieo koa dia toa mihatra amin'ireo mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy.
# Loza ho anareo, ry mpampianatra lalàna!
Jesosy manazava izany tsara fa nihevitra ny hanameloka ny hetsik'ireo mpampianatra lalàna miaraka amin'ireo Fariseo Izy.
# mampitondra enta-mavesatra tsy zakan'ny olona ianareo
Jesosy miresaka momban'ny olona iray manome lalàna maro be ho an'ny olona toy ny hoe nanome enta-mavesatra be ho azy ireo ilay olona. DH: "manome enta-mavesatra ny olona ianareo amin'ny fanomezana azy ireo lalàna maro mba arahana"
# mikasika izany enta-mavesatra izany amin'ny ratsan-tananareo
Ireo dikateny azo atao: 1) "tsy manao na inona na inona akory hanampiana ireo olona mitondra ireo enta-mavesatra ireo" na 2) "tsy manao ezaka akory hitondra ireo enta-mavesatra ireo ho an'ny tenanao."