20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
# mandoa ny ampahafolon'ny solila sy ny rota ary ny hazo hafa eny an-tsaha ianareo
|
|
|
|
''manome ny ampahafolon'ny solila sy ny rota ary ny hazo hafa eny an-tsaha ho an'Andriamanitra ianareo." Jesosy nanome ohatra ny atafahoatran'ireo Fariseo amin'ny fanomezana ny ampahafolon'ny vola miditra amin'izy ireo.
|
|
|
|
# solila sy rota
|
|
|
|
Ireo dia zava-maniry. Asin'ny olona ravina kelin'io fotsiny ny sakafon'izy ireo mba hanome ny tsirony. Raha tsy mahafantatra ny atao hoe solila sy rota ny olona, dia afaka mampiasa anarana zava-maniry izay fantatr'izy ireo ianao na fomba fiteny ankapobeny toy ny hoe ''zava-maniry."
|
|
|
|
# ireo hazo hafa eny an-tsaha
|
|
|
|
Ireo dikateny azo atao: 1) ''ireo legioma hafa rehetra eny an-tsaha" na 2) "ireo zava-maniry hafa rehetra eny an-tsaha."
|
|
|
|
# ny fitiavan'Andriamanitra
|
|
|
|
"mitia an'Andriamanitra" na "fitiavana an'Andriamanitra." Andriamanitra dia ilay iray izay tiana.
|
|
|
|
# tsy manadino manao ireo zavatra hafa ihany koa
|
|
|
|
Ny hoe "tsy manadino" dia manamafy fa ity dia tokony ho atao foana. DH: "ary manao ireo zavatra hafa foana ihany koa"
|