plt_tn/luk/11/31.md

670 B

Mpanjaka vavin'ny Atsimo

Ity dia maneho ny mpanjaka vavin'i Sheba. Sheba dia fanjakana Atsimon'Isiraely.

hitsangana amin'ny fitsarana miaraka amin'ireo lehilahy amin'ity taranaka ity

"hitsangana sy hitsara ny olona amin'izao fotoana ihany koa"

tonga avy any amin'ny faran'ny tany izy

Ity fomba fiteny ity dia midika fa avy lavitra izy. DH: "tonga avy any amin'ny toerana tena lavitra izy"

eto ny olona lehibe noho Solomona

Mety hanampy ny milaza mazava tsara fa tsy nihaino an'i Jesosy izy ireo. DH: "Lehibe noho Solomona Aho, fa tsy nihaino Ahy ianareo"

olona lehibe noho Solomona

Jesosy dia miresaka momban'ny tenany. DH: "Lehibe noho Solomona Aho"