plt_tn/luk/11/31.md

20 lines
670 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mpanjaka vavin'ny Atsimo
Ity dia maneho ny mpanjaka vavin'i Sheba. Sheba dia fanjakana Atsimon'Isiraely.
# hitsangana amin'ny fitsarana miaraka amin'ireo lehilahy amin'ity taranaka ity
"hitsangana sy hitsara ny olona amin'izao fotoana ihany koa"
# tonga avy any amin'ny faran'ny tany izy
Ity fomba fiteny ity dia midika fa avy lavitra izy. DH: "tonga avy any amin'ny toerana tena lavitra izy"
# eto ny olona lehibe noho Solomona
Mety hanampy ny milaza mazava tsara fa tsy nihaino an'i Jesosy izy ireo. DH: "Lehibe noho Solomona Aho, fa tsy nihaino Ahy ianareo"
# olona lehibe noho Solomona
Jesosy dia miresaka momban'ny tenany. DH: "Lehibe noho Solomona Aho"