# Mpanjaka vavin'ny Atsimo Ity dia maneho ny mpanjaka vavin'i Sheba. Sheba dia fanjakana Atsimon'Isiraely. # hitsangana amin'ny fitsarana miaraka amin'ireo lehilahy amin'ity taranaka ity "hitsangana sy hitsara ny olona amin'izao fotoana ihany koa" # tonga avy any amin'ny faran'ny tany izy Ity fomba fiteny ity dia midika fa avy lavitra izy. DH: "tonga avy any amin'ny toerana tena lavitra izy" # eto ny olona lehibe noho Solomona Mety hanampy ny milaza mazava tsara fa tsy nihaino an'i Jesosy izy ireo. DH: "Lehibe noho Solomona Aho, fa tsy nihaino Ahy ianareo" # olona lehibe noho Solomona Jesosy dia miresaka momban'ny tenany. DH: "Lehibe noho Solomona Aho"