plt_tn/luk/11/27.md

16 lines
507 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia fiatoana amin'ny fampianaran'i Jesosy. Mitso-drano ny vehivavy iray dia mamaly Jesosy.
# Ary raha
Ity dia nampiasaina hanamarihana hetsika manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.
# nanandratra ny feony tao anaty vahoaka
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "niresaka tamin'ny feo mafy tao anatin'ny tabataban'ny vahoaka"
# Sambatra kokoa aza, ireo izay
"'mbola tsara kokoa ho an'ireo izay"