plt_tn/luk/11/27.md

507 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia fiatoana amin'ny fampianaran'i Jesosy. Mitso-drano ny vehivavy iray dia mamaly Jesosy.

Ary raha

Ity dia nampiasaina hanamarihana hetsika manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.

nanandratra ny feony tao anaty vahoaka

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "niresaka tamin'ny feo mafy tao anatin'ny tabataban'ny vahoaka"

Sambatra kokoa aza, ireo izay

"'mbola tsara kokoa ho an'ireo izay"