# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia fiatoana amin'ny fampianaran'i Jesosy. Mitso-drano ny vehivavy iray dia mamaly Jesosy. # Ary raha Ity dia nampiasaina hanamarihana hetsika manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia ampiasao eto izany. # nanandratra ny feony tao anaty vahoaka Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "niresaka tamin'ny feo mafy tao anatin'ny tabataban'ny vahoaka" # Sambatra kokoa aza, ireo izay "'mbola tsara kokoa ho an'ireo izay"