plt_tn/luk/11/14.md

24 lines
949 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy nametra-panontaniana taorian'ny nandroahany demonia tamin'ny lehilahy moana.
# Jesosy nandroaka demonia moana
Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Jesosy nandroaka demonia tamin'olona iray" na "'Jesosy nampamoaka demonia hiala ao amin'olona iray"
# moana
Tsy inoana hoe ilay demonia no tsy afaka niteny. Ity demonia ity dia toa nanana hery manakana olona tsy hiteny. DH: "ilay demonia tsy nampahay niteny ilay lehilahy"
# Rehefa nivoaka ilay demonia
Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Rehefa nivoaka avy tao amin'ilay lehilahy ilay demonia" na "rehefa niala tao amin'ilay lehilahy ilay demonia"
# lasa nahay niteny ilay lehilahy moana
"niteny izao ilay lehilahy izay tsy afaka niteny"
# Amin'ny alalan'i Belzeboba, izay mpitarika ny demonia, no androahany demonia
"Izy dia mandroaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba, mpitarika ny demonia.