# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy nametra-panontaniana taorian'ny nandroahany demonia tamin'ny lehilahy moana. # Jesosy nandroaka demonia moana Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Jesosy nandroaka demonia tamin'olona iray" na "'Jesosy nampamoaka demonia hiala ao amin'olona iray" # moana Tsy inoana hoe ilay demonia no tsy afaka niteny. Ity demonia ity dia toa nanana hery manakana olona tsy hiteny. DH: "ilay demonia tsy nampahay niteny ilay lehilahy" # Rehefa nivoaka ilay demonia Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Rehefa nivoaka avy tao amin'ilay lehilahy ilay demonia" na "rehefa niala tao amin'ilay lehilahy ilay demonia" # lasa nahay niteny ilay lehilahy moana "niteny izao ilay lehilahy izay tsy afaka niteny" # Amin'ny alalan'i Belzeboba, izay mpitarika ny demonia, no androahany demonia "Izy dia mandroaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba, mpitarika ny demonia.