plt_tn/luk/11/14.md

949 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy nametra-panontaniana taorian'ny nandroahany demonia tamin'ny lehilahy moana.

Jesosy nandroaka demonia moana

Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Jesosy nandroaka demonia tamin'olona iray" na "'Jesosy nampamoaka demonia hiala ao amin'olona iray"

moana

Tsy inoana hoe ilay demonia no tsy afaka niteny. Ity demonia ity dia toa nanana hery manakana olona tsy hiteny. DH: "ilay demonia tsy nampahay niteny ilay lehilahy"

Rehefa nivoaka ilay demonia

Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Rehefa nivoaka avy tao amin'ilay lehilahy ilay demonia" na "rehefa niala tao amin'ilay lehilahy ilay demonia"

lasa nahay niteny ilay lehilahy moana

"niteny izao ilay lehilahy izay tsy afaka niteny"

Amin'ny alalan'i Belzeboba, izay mpitarika ny demonia, no androahany demonia

"Izy dia mandroaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba, mpitarika ny demonia.