plt_tn/luk/10/33.md

1.2 KiB

Fa nisy Samaritana anankiray

Ity dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara izay tsy nomena ny anarany. Fantatsika fotsiny hoe avy any Samaria izy.

Samaritana anankiray

Ireo Jiosy dia nanao tsinotsinona ireo Samaritana ary nihevitra fa tsy hanampy ilay lehilahy jiosy naratra izy.

Rehefa nahita azy izy

"Rehefa nahita ilay lehilahy naratra ilay Samaritana"

nitsetra azy

"nalahelo azy izy"

namehy ny ratrany, ary nandraraka menaka sy divay tamin'izany

Nasiany menaka sy divay teo amin'ilay ratra aloha. DH: "Nanisy divay sy menaka teo amin'ilay ratra izy ary namono izany tamin'ny akanjo"

nandraraka menaka sy divay teo amin'izany

Ny divay dia nampiasaina hanadiovana ratra, ary ny menaka dia mety hisorohana ny aretina. DH: "nandraraka menaka sy divay teo amin'izany mba hanasitranana izany"

ny bibiny

Ity dia biby nampiasainy hitondrana enta-mavesatra. Mety ho boriky izany.

denaria roa

"karama roa andro."

ny mpampiantrano

"tompon'ny tranom-bahiny" na "ny olona izay mikarakara ny trano"

na hoatrinona na hoatrinona laninao mihoatra, rehefa miverina aho, dia ho efaiko

DH: "rehefa miverina aho, dia ho efaiko na hoatrinona na hoatrinona laninao mihoatra"